Generador de Canciones IA Generador de Letras Precios Mis Canciones

Rj

Song generated By ✨Song.do

Song Cover
v1

@ Jherry Rakotoson

2026-03-12 18:57:58

Letras

Mpitarika mitsy ny fo ary ny ditra aza misy manampetra
Saingy anio manambara 12 an-dalana fa indreto zah
Toy ny rano, jerena marivo fa tsy tsapa ny alaliny, toa mangingina ivelany fa toa maty
Tsy re tsaika ny hamafiny, ny hamafin'ny hetaheta, mba te ho tafa mba te ho deba
Tsy ny alalin'ny setrasetra setrain'ny fo,serain'ireo ny mpamoleta
Otrany hoe mamoy lakana antanety ve ny kiofa raha mamerina hoe makenda ny trondro raha atao telomoka
Ny mazendana de.......
taloha trano antsimo sy avaratra izay tsy mahalen-kialofana
Ankehitriny niova antsimo sy avaratra izay tsy mahalen-kialonana
Aza raisina antendrony fa lalina loatra ny fakan'ny bozaka maniry ao antampony ao
Fa sao ho sodoka ny rivo-baovao ka tsy ahatsiaro izay ao ambadiny ao

De efa hisaorana sahady izay mandray azy ampiheverana
Ka andao ary eh, hiara-hanorina foto-pisainana lim-pivoharana moderina
Matoa nosoratana tsy nataotao fotsiny ity mba hiserana
Fa famantarana fa hody mamy amzay izay mangidy efa nolerana
Ka zay sy ny sary no ho tonga ventiny, zay rehetra manota de tsisy pentina
Zay zioga tsy zaka noeritreretina, mba ho maivan-danja sy mora entina
De aleo ary hisakana izay hisakana, lasa ity tongotra amby an-dakana
Soratako minitra vitsy tsy miakanakana lesy valy eh
Ndreto zahay solotenan'le tsy fahenon'lah matetika, bentika kobo, bentika mangina nefa tsy lavon'lah raha miletika Herman
Ndreto zahay solotenan'lay masiaka mody mipirina
Telo aotra iray ray ra, zay ataon'lah eo lesy eh tsy ampy ahafiriny.

Estilo de Música

Pop, Relaxing, Rap Vocals, Piano, Slow (66-76 BPM)