Generador de Canciones IA Generador de Letras Precios Mis Canciones

Soyez gentil

Song generated By ✨Song.do

Song Cover
v1

@ Esmé Fragila

2025-10-29 15:53:41

Letras

Couplet1
Eto amin'ny fiainana efa hiara-mahita
Ny vola no lasa manan-kery
Fa tsotra ihany nefa ny marina (ohh)
Ny soa ny fototry ny fiainana

Fihetsika malefaka hoan'ny vahiny
Teny mamy hoan'izay kivy
Soroka atolotra hoan'izay mitomany
De fizarana fanantenana

Refrain
Manaova ny soa, aza miandry tambiny
Tsiky iray mandrava alahelo (ouhh)
Tolory ny tanana, ary sokafy ny fo
Fa za ny no tena hasambarana, na sarotra aza ny fiainana
Hatsaram-panahy manova zavatra ka manaova ny soa hatrany

Couplet2
Manome fahafahana foana ny fiainana
Ahafahantsika mamafy voa tsara sy miantra
Andro tsirairay dia pejy vaovao
Hanaovana ny tsara sy hiovana (ohhh)

Mandalo toy ny rivotra ny fiainana
Ny asa sy ny fihetsikao miteotra foana
Ao am-pon'ireo voavonjinao
Ao ambadik'izany no miadry ilay valisoa tsara indrindraaaa

Refrain
Manaova ny soa, aza miandry tambiny
Tsiky iray mandrava alahelo (ouhh)
Tolory ny tanana, ary sokafy ny fo
Fa za ny no tena hasambarana, na sarotra aza ny fiainana
Hatsaram-panahy manova zavatra ka manaova ny soa hatrany

Pont:
Izay nafafy ihany no jinjaina,
asakasak'izay mankahala anao
Ka manaova ny marina foana
Fa tsy hanenenana izany

(ohhhhhh)

Estilo de Música

female voice, gospel, saxophone, violin, melodic, pop, melodic, energectic, solidarity, Slow, Inspirational