Generador de Canciones IA Generador de Letras Precios Mis Canciones

Handroso aho

Song generated By ✨Song.do

Song Cover
v1

@ Razanadramanana Lovasoa

2026-05-31 00:26:44

Letras

Tena sarotra ny lalana
Mideza loatra ny fiakarana
Feno sakana sy fandrika
Ny fahavaloko mandrangitra


Na eo aza anefa izany
Izaho tsy maintsy handroso hatrany
Andeha aho fa tsy voatazona
Tsy maintsy tratrako ny tanjona


Indraindray mety ho reraka
Mety ho kivy ,mety ho ketraka
Mandalo ihany anefa izany
Izaho handroso, handroso hatrany


Jéhovah mpiady mahery
Manohana ahy tsy ho lavo
Mihazona ahy mba tsy ho very
Izaho zanaky ny Avo

Estilo de Música

Reggae, Sentimental, Male Vocals, Female Vocals, Choir