1:Maromaro taona azalahy e!
Nihaina taketo izay
Navezivezy ny onja mpiainana ka izao vao tonga saigna
Adrika raha jiaby izao dia tena mbola ho hisy farany
Na dia mahery ny vatana dia mbola anampiafarany
Ref: Mitongava saigna amin'ny fiainana
Manatona an'i Jesosy ianao dia mbola tsy tara
Ao amin'azy araiky no taigna fiainana
Tsy misy eky any amparany agny fifonana
2:Nanandrana nisotro toka ,
Nefa vola amposo foana niloaka
Nanantena ahita sambarana ka nefa tavela amoron-dalana
Ka mitongava saigna azalahy fa ,
Fa tsy ho hela ho tonga ny farany
Style de Musique
Soul,
Modifier le titre de la chanson
Informations de licence
Modifier la pochette du morceau
Cliquez ci-dessous pour importer une pochette carrée