[verse 1]
Ny teninao Tompo ô, no nampianatra ahy
‘Zao ‘lay mpanota tsy nahalala Anao
[appel]
Indro hiverina anatrehanao
Fa Ianao no Tompo sy Mpamonjiko
[verse 1]
Ny teninao Tompo ô, no nampianatra ahy
‘Zao ‘lay mpanota tsy nahalala Anao
[appel]
Indro hiverina anatrehanao
Fa Ianao no Tompo sy Mpamonjiko
[refrain]
Hidera Anao no faniriako
Hisaotra Anao, hankalaza koa
Hitsaoka Anao n’aiza n’aiza misy ahy
Satria velon’Ianao Jesosy ô
[refrain]
Hidera Anao no faniriako
Hisaotra Anao, hankalaza koa
Hitsaoka Anao n’aiza n’aiza misy ahy
Satria velon’Ianao Jesosy ô
Satria velon’Ianao Jesosy ô
음악 스타일
adoration un peu rythmique avec guitare solo et guitare accoustique, Male Vocals