AI 노래 생성기 가사 생성기 가격 내 노래

Layan remix

Song generated By ✨Song.do

Song Cover
v1

@ Jessica Nathy

2026-07-01 00:53:50

가사



‎[Verse 1]

‎Efa ela ahou nou nijery anaou,
‎Nangina fouana fa tia anaou.
‎Fa andjrouany hitakou mazava,
‎Misy ouloun-kafa eou akaikinaou.

‎Isaky ny mitsiky anaou,
‎Samy manounoufy izahay roua.
‎Fa ny foukou tsy afaka hanery,
‎Fa anaou irery ny fanapahan-kevitsa.

‎[Pre-Chorus]

‎Na dia mafy aza ny aou anatikou,
‎Tsy hangalatsa ny founaou ahou.
‎Raha tsy izahou nou noufidinaou,
‎Hajakou fouana ny safidinaou.

‎[Chorus]

‎Safidiou izay tena tianaou,
‎Aza mijery hoe iza nou mafy.
‎Raha izy nou mahafaly anaou,
‎Dia havelakou handeha am-pilaminana anaou.

‎Fa raha izahou nou safidinaou,
‎Hitahiry anaou touy ny voulamena.
‎Na iza na iza nou hou fidinaou,
‎Enga anie hou fitiavana marina.

‎[Verse 2]

‎Tsy hifaninana amin'ny herisetsa,
‎Fa amin'ny fou sy ny fahatsourana.
‎Ny tena fitiavana tsy terena,
‎Fa avy amin'ny safidy sy ny fitoukisana.

‎[Bridge]

‎Na mandjresy ahou, na resy ahou,
‎Ny fitiavakou tsy hou lasa fankahalana.
‎Satsia ny fou tsy didiana,
‎Fa misafidy izay tena tiany.

‎[Chorus ]

‎Safidiou izay tena tianaou,
‎Izay hampitsiky anaou isan'andjrou.
‎Na izahou, na izy,
‎Ny zava-dehibe dia ny fahasambaraanaou.

음악 스타일

Amapiano motivational track with deep log drum, warm piano chords, soft Rhodes keys, and uplifting atmospheric pads. Smooth groovy bassline, light shakers, clean hi-hats, and emotional chord progression. Include vocal chops saying “keep going”, “don’t stop”, “you can make it”, and soft choir in background. Mood: inspiring, positive, emotional but energetic. Tempo: 112–115 BPM. Modern South African Amapiano style, clean mix, club-ready but uplifting.