AI 노래 생성기 가사 생성기 가격 내 노래

Isika no iray

Song generated By ✨Song.do

Song Cover
v1

@ VONJISOA NOELLE

2026-04-08 20:29:41

가사

Fihavanana ny antsika tsy ho lo
Fifankatiavana ho lalaina
Izay no lova tena soa
Satria isika iray fo iray iray
Ramangoro no fakany lalina
Isika no Ilay rantsana velona
Mifamatotra anaty aina
N'inon'inona ho sedraina
Refrain
Ra iray fo iray
Iray ihany isika hatrizay
Ny fitiavan'ny fianakaviana
Haharitra mandrakizay

Firaisan-kina sy ny fo madio
No mampijoro antsika ho iray
Na samy hafa aza ny lalana
Ny ra iray no mampitambatra

Refrain

음악 스타일

malagasy traditional, Happy, Energetic